Fampianarana – Ny fototra hijoroan’ny tokantrano kristiana
Tokantrano kristiana dia tokantrano mijoro amin’ny fitiavana, mikaroka fahasambarana, mahajoro mahitsy, miaina amin’ny fitsipi-pandaminana, modely sy faka-tahaka ary miaina amin’ny finoana sy vavaka.