Toriteny Advento Alahady alohan’ny Krismasy 2018
Hits: 707
Hits: 707
Hits: 577
Hits: 576
Hits: 435
Hits: 571
Hits: 565
Hits: 504
Raha mamafy voa dia mba manantena vokatra tsara ! Raha hamafy ihany dia voa mitondra voka-tsoa atao masomboly fa hijinja fiainana mandrakizay avy amin’ny Fanahy ianao.
Saro-pady sy manahirana ny miresaka vola any anivon’ny Fiangonana ary matetika dia loharano miteraka ny olana any anivon’ny mpino izany. Ny vontoatin’izao fampianarana izao dia natao hanampiana sy hampahazava ny saintsika mahakasika ny ampiasaintsika ny volantsika amin’ny fanompoana an’Andriamanitra.
Raha nandray ny fanoloran-tenan’ny Tompo tokoa isika dia : 1° Hivaha avokoa ny olana rehetra eo amin’ny fiainantsika; 2° Handray zava-tsoa avy amin’ny Tompo hatrany isika ; 3° Hahay hisafidy isika eo amin’ny fiainana