Posts tagged with ‘Vaovao’

110 of 41 items

Sampana Sekoly Alahady : Glissade 2020

Hits: 114Ny Sampana Sekoly Alahady dia manasa antsika hiaraka hilalao aminy etsy @ Centre de plein air de Lévis. Ny Sampana no hiantsoka ny fidiran’ny ankizy manao glissade. Ireo ray aman-dreny kosa dia miantoka ny fidirany. Ho an’ireo izay te hanao ski dia afaka manao izany izy : 10 $ no vidim-pidirana (hors location de […]

Soirée de louange avec Joseph D’Af

Soirée de louange et d’adoration avec Joseph D’Af qui nous arrive directement de Madagascar. Il nous partagera sa passion pour Jésus Christ et nous entraînera avec ses chansons rythmées et empreintes de sagesse.

Qui est Joseph D’Af?

by Bako Raveloson

Hits: 283De son vrai nom Rakotoson Josefa, « Joseph D’Af » (comme D’Afrique) est un jeune chanteur chrétien de Madagascar. Joseph D’Af est un adorateur de Dieu. Il est apprécié pour son audace, son innovation et son style de musique contemporain. Il est respecté pour sa passion pour le Christ et ses messages qui interpellent les jeunes […]

Culte en français – FJKM Québec

Hits: 123Comme tous les 5èmes dimanches du mois, et pour le bénéfice de nos enfants, le culte de la FJKM Québec sera en français ! Laissez les petits enfants, et ne les empêchez pas de venir à moi; car le royaume des cieux est pour ceux qui leur ressemblent.(Mat. 9 : 14)

Fankalazana ny herinandron’ny FM andro 2

Hits: 124« HERINANDRON’NY FANAHY MASINA » FANOMPOAM-PIVAVAHANA SY FAMPIANARAM-PINOANA ZOMA 07 JONA 2019, amin’ny 7 ora hariva. Fampianarana  « Ny asan’ny Fanahy Masina sy ny fahotantsika »  Hisy ny « Asa sy Fampaherezana » hamaranana ny fotoana

Fankalazana ny herinandron’ny FM andro 1

Hits: 100« HERINANDRON’NY FANAHY MASINA » FANOMPOAM-PIVAVAHANA SY FAMPIANARAM-PINOANA ALAROBIA 05 JONA 2019, amin’ny 7 ora hariva. Fampianarana « Ny asan’ny Fanahy Masina sy ny valim-bavaka omen’ny Tompo antsika »

Fiarahabana Paska 2019

by Bako Raveloson

Hits: 186Ny Mpitandrina mivady sy ny FJKM Québec dia faly miarahaba antsika rehetra noho izao PASKA 2019 izao. “Fa voavono Kristy, Paska ho antsika” I Kor. 5: 7.

Popups Powered By : XYZScripts.com