Posts tagged with ‘dorkasy’

9 Items

Sampana Dorkasy : Asa sosialy 2020

Hits: 288Ny Sampana Dorkasy FJKM Québec, miaraka Fondation Dallaire dia hanao asa sosialy, hizara sakafo ho an’ireo olona sahirana eto Québec ny sabotsy 15 février ho avy izao.

Activité Dorkasy – Parler en public – 24 novambra 2018

by Bako Raveloson

Hits: 331 Tout groupe humain prend sa richesse dans la communication, l’entraide et la solidarité visant à un but commun : l’épanouissement de chacun dans le respect des différences. Prière de début Présentons-nous ! Chronométreuse Discours : ma victoire Discours “se transplanter avec bonheur” Évaluatrice générale Meneuse des improvisations Pause pour la maître de cérémonie […]

11 jiona 2018 – Fananganana ny Dorkasy teto amin’ny FJKM Québec

by Bako Raveloson

Hits: 323Ry havana malala ao amin’ny Tompo, ny voaloanteny dia misaotra an’Andriamanitra satria tafatsangana tokoa ny sampana dorkasy eto Québec anio. Misaotra ny ray aman-dreny mpitandrina mivady ihany koa izay vy nahitana sy angady nananana ka nahatonga izao sampana izao ho tafajoro soa aman-tsara. Ary tsy adino koa anefa isika mpianakavy ny finoana eto amin’ny […]

Popups Powered By : XYZScripts.com