Hits: 659
SEKOLY ALAHADY
FJKM QUÉBEC
Foto-kevitra hijoroany
Ny asan’ny Sekoly Alahady (SA) dia Asamisiona izay:
- Miorina amin’ny baikon’ny Tompo maniraka ny Fiangonany hanao mpianatra ny firenena rehetra (Mat. 28: 18–20);
- Miandry ary hamahana ny ondrin’i Jesoa Kristy amin’ny alalan’ny Tenin’Andriamanitra (Jao. 21: 15–17).
Zava-kendreny
Mampianatra ny tenin’Andriamanitra, ao anatin’ny Fiangonana sy any ivelany, mba hahatonga ny olona rehetra handray ny Tenisoa Mahafaly ho fiainana, ka hivelarany amin’ny maha-zanak’Andriamanitra azy tokoa.
Vaovaon'ny sampana
Sortie Sekoly Alahady – 8 febroary 2020
12 février 2020
2 Febroary 2019 – Glissade Sampana Sekoly Alahady
4 février 2019
Fivoriana ara-potoana
Isaky ny alahady manomboka amin’ny 3 ora latsaka halefany tolakandro (2 : 45 pm) ao am-piangonana ny fotoana fianarana Sekoly Alahady.
Ireo mpiandraikitra
raki-tsary samihafa









0 Comments