Hits: 2458
…ary ny Tompo niara-niasa taminy ka nanamarina ny teny tamin’ny famantarana izay nomba azy (Mar. 16:20)
Zaro amin’izay làlana tokony halehany ny zaza, ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin’izany (Oha. 22:6)
Aoka tsy hisy olona hanao tsinontsinona anao noho ny hatanoranao (I Tim. 4:12)
Lehilahy lehibe mahatratra ny ohatry ny helehiben’ny fahafenoan’i Jesoa Kristy (Sal. 22:22; Efes. 4:13)
Ho vehivavy mendrika sy hijoro vavolombelon’ny Tompo