Ny Kristiana sy ny Facebook : tsara ho fantatra
Fampianarana entin’ny Mpitandrina Hasina Razafindrakoto mahakasika ny Kristiana sy ny Facebook
Fampianarana entin’ny Mpitandrina Hasina Razafindrakoto mahakasika ny Kristiana sy ny Facebook
Hits: 294
Maro ny lesona azo tsoahina avy amin’ny fankalazana ny Sampandrofia : 1) mitaona antsika hanolo-tena ho an’ny Tompo ; 2) mampianatra antsika hanaraka fandaminana; 3) Mandrisika antsika hidera ny Tompo.
Ireo toetra tokony hananantsika mpitory ny fibebahana
Hits: 287
Mibebaha raha tsy te ho faty, mibebaha fa aza lany andro manamari-tena ary mibebaha fa omena anao ny fiainam-baovao ao amin’ny Tompo.
Hits: 282
Hits: 275
Hits: 275
Mihainoa ny tenin’ny Tompo