Tantarany

Hits: 2252

Mandehana, mitoria

2007

Fianakaviana vitsivitsy nanana hetaheta hivavaka sy hidera an'Andriamanitra amin'ny teny Malagasy

2010

Fotoana voalohany nanaovana fanompoam-pivavahana protestanta teto Québec, nitondrana ny anarana FPMK

2011

Isaky ny roa volana no nanaovana ny fanompoam-pivavahana. Niroso hiditra ho FJKM

2012

Fanompoam-pivavahana indray isam-bolana. Pasitera Perline Cooper tonga nampivavaka isaky ny roa volana

2013

Fahatongavan'i Pastera Perline Cooper isam-bolana. Fitokanana tamin'ny fomba ofisialy ho FJKM ny Alahady 13 oktobra 2013

2017

Fanompoam-pivavahana isaky ny Alahady. Fikarakarana ny fahatongavan'ny Mpitandrina raikitra.