Hits: 1231


Tantarany
Nitsangana sy notokanana tamin’ny fomba ofisialy ny Alahady 13 Oktobra 2013 ny Fiangonana FJKM Québec. Izy no fiangonana FJKM voalohany aty Amerika Avaratra.

Rafitra
Manaraka sy manaja ny ambaratongandrafitra sy ny rindrandamina misy eo anivon’ny Foibe FJKM ny FJKM Québec.
Lire la vidéo