FAMPAFANTARANA HO AN’NY DAHOLOBE NY FANKALAZANA
NY FAHA 10 TAONA NY FJKM Québec
1 - Tantara fohy momba ny FJKM Québec
**Ho avy tsy ho ela
3 - Ireo tsangambaton’ny fankalazana
1. Olona
mitombo 10% ny olona tonga miangona.
2. Fanahy
mitombo 10% ny olona miditra Katekomena, ny hatao batisa, ny hatao Mariazy.
3. Vola
mitombo 10% ny tetibolan’ny Fiangonana sy ny Sampana.
4. Sampana
mitombo 10% ny isan’ny Sampana, izany hoe mba hisy sampana iray farafaharatsiny no hatsangana.
5. Fotodrafitrasa
mitombo 10% ny isan’ny Sampana, izany hoe mba hisy sampana iray farafaharatsiny no hatsangana.
6. Trano
momba ny fijerena ny mety ahafahana hividy trano Fiangonana dia atolotra ny Komity koa izany mba ho alalinina, eo amin’ny lafiny ara-lalàna, ara-bola, sy ireo fepetra rehetra ilaina amin’izany.
7. Arsivam-piangonana
hapetraka ny arsivan’ny Fiangonana hitahirizana ny tantaram-piainan’ny FJKM Québec sy ireo izay tsara fantatra rehetra momba azy.
4 - Ny logo ary mpandresy tamin’ny fifaninana
Mpamorona
5 - Ny hira faneva ary ny mpandresy tamin’ny fifaninana