Hits: 487
« Mifalia mandrakariva amin’ny Tompo » Filipiana 4 : 4
Ny Mpitandrina mivady sy ny FJKM Québec dia manasa antsika rehetra hiombom-pifaliana amin’ny fanompoampivavahana hanatanterahana ny :
VOKADEHIBEN’NY FIANGONANA
sy ny
FITSOFAN-DRANO NY « DIAKONA » VAOVAO
Alahady 06 oktobra 2019, amin’ny 2 ora 30 mn
St. Andrew’s Presbyterian Church,
106, rue Sainte Anne, Québec, G1R 3X8
Hisy ny Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo ary ho faranana amin’ny fiaraha-misakafo ny fotoana
Hery lehibe ho anay ny fahatongavanao
“Ary aoka hanatitra fanati-pisaorana izy sy hilaza ny asany amin’ny fihobiana” Sal 107: 22