ANTSAM-PIDERANA
Ndao isika hiaraka hamarana ny taona 2019 amin’ny fiderana sy fisaorana an’Andriamanitra iarahana amin’i Joseph D’Af izay hitondra ireo hira efa voatokany ho antsika eto Québec.
Ity hetsika ity dia iarahan’ny Fiangonana mirahavavy FJKM Québec sy ny FPMC Montréal manantontosa – ho voninahitr’Andriamanitra irery ihany.
