Hits: 466
Ny Sampana Sekoly Alahady dia manasa antsika hiaraka hilalao aminy etsy @ Centre de plein air de Lévis.
Ny Sampana no hiantsoka ny fidiran’ny ankizy manao glissade. Ireo ray aman-dreny kosa dia miantoka ny fidirany.
Ho an’ireo izay te hanao ski dia afaka manao izany izy : 10 $ no vidim-pidirana (hors location de matériels). Ny ray aman-dreny no miantoka izany.