Chargement Évènements

« Tous les Évènements

  • Cet évènement est passé

Paska 2019

avril 21 : 15:30 - 20:00

Hits: 84

Alahady 21 Aprily 2019
 PASKA
FANOMPOAM-PIVAVAHANA
Hisy ny Fandraisana ny Fanasan’ny Tompo
Ho faranana amin’ny
ANTSANKIRA PASKA
ny fotoana, izay ho tanterahin’ny antokom-pihira eto antoerana
Ny fotoana dia hanomboka amin’ny 3 ora sy sasany.
Faranana amin’ny fiaraha-misakafo izay voahomantsika tsirairay avy ny fotoana.
 

Détails

Date :
avril 21
Heure :
15:30 - 20:00

Organisateur

FJKM Québec

Lieu

Église Saint Andrews
106, rue Sainte-Anne
Québec, G1R 3X8 Canada
+ Google Map