Manasa anao am-pitiavana ny SAFIF mba hiaraka hivavaka sy hifampahery amin’izy ireo isaky ny talata hariva amin’ny alalan’ny ZOOM.
Raha tsy afaka ny hanatrika izany ianao kanefa manana sujet de prière tiana entina eo amin’ny Tompo dia afaka miantso na manoratra amin’ny Sampana na ny Mpitandrina.
Mirary anao ho eo ambany fampaherezan’i Jesoa Kristy hatrany.