Vaovao

1120 of 28 items

Fisindàna Chalet 2018 Auberge Terre de Rêve Saint-Léon-de-Standon

by Njaka Ramanandafy

Hits: 285Tontosa ny sabotsy 15 sy ny alahady 16 septambra teo ny fisindàna notanterahan’ny fiangonana tany amin’ny Auberge Terre de Rêve Saint-Léon-de-Standon. Isaorana ny Tompo noho ny fotoana rehetra, indrindra fa ny andro tsara izay nahafa-po tokoa. Maneho fankasitrahana ihany koa antsika rehetra, na ny nijanona natory, na ireo tonga ny sabotsy  na ny alahady […]

Fiavoahana an-tsaha Sampana Sekoly alahady – 2018

by Bako Raveloson

Hits: 388« Avy amin’ ny vavan’ny ankizy madinika sy ny zaza minono no nanamboaranao fiderana. » Sal. 8,2 Misaotra  an’Andriamanitra lehibe nohon’ny fitsimbinany ka nahavitàna ny taom-pianarana 2017-2018 ny Sampana Sekoly Alahady. Misaotra ny mpianatra, ny Ray aman-dReny ary ny mpampianatra nahatontosa izany. Misaotra ny Fiangonana manontolo koa nanotrona ny Sampana nandritra iny taona iny. Ny fivoahana an-tsaha tamin’ny […]

11 jiona 2018 – Fananganana ny Dorkasy teto amin’ny FJKM Québec

by Bako Raveloson

Hits: 347Ry havana malala ao amin’ny Tompo, ny voaloanteny dia misaotra an’Andriamanitra satria tafatsangana tokoa ny sampana dorkasy eto Québec anio. Misaotra ny ray aman-dreny mpitandrina mivady ihany koa izay vy nahitana sy angady nananana ka nahatonga izao sampana izao ho tafajoro soa aman-tsara. Ary tsy adino koa anefa isika mpianakavy ny finoana eto amin’ny […]

2 jiona 2018 – Voka-dehibe voalohany – FJKM Québec

by Bako Raveloson

Hits: 427Isaorana indrindra ny Tompo fa tontosa soa aman-tsara ny sabotsy 2 jiona 2018 teo ny Voka-dehibe voalohany nokarakarain’ny FJKM Québec. Isaorana manokana etoana koa ianao izay nitondra am-bavaka, nanome vola aman-karena, nanotrona anay ahatontosa izany. Andriamanitry ny fiadanana anie hamaly fitia anao! Indro atolotray anao eto ny raki-tsary izay nahitàna ny hafaliana sy ny […]

06 mey 2018 : Fanokanana Diakona teto amin’ny FJKM Québec

by Bako Raveloson

Hits: 317Tontosa soa aman-tsara ny alahady 6 may 2018 lasa teo, teto anivon’ny fiangonana FJKM Québec, ny fanokanana ireo Diakona mianadahy. Miisa ho 12 zany zao ny isan’ny Diakona eto amin’ny FJKM Québec. Mirary azy ireo ahatontosa ny adidy napetraky ny Tompo eo aminy isika ary mitrotro azy ireo am-bavaka. ” Miorena tsara, aza miova, […]

Hafatry ny mpiandraikitra Foibe MF 04/ SL XVIII : Aprily 2018

by Bako Raveloson

Hits: 312Fiarahabana Ry Havana, Hampitomboina ho anareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana amin’ny fahalalana tsara an’Andriamanitra sy Jesoa Kristy Tompontsika. (2 Pet. 1/2); Ny Mpiandraikitra Foibe izay nivory ara-potoana teto Antananarivo tao amin’ny Centre de Formation et du Développement (CFD) Ampandrana, tamin’ny 18-25 Aprily 2018, dia miarahaba antsika rehetra nahatratra ny Paska 2018, ary […]

Popups Powered By : XYZScripts.com