Fivoahana Antsaha Chicoutimi 2022
Hits: 12 9 – 10 Juillet 2022 Tany Chicoutimi, tanàna 200km eo ho eo miala an’i Québec no nanatanterahana ny Fivohana Antsaha tamin’ity taona 2022 ity. Tsy afaka nanao izany ny Fiangonana nandritry ny taona vitsy noho ny COVID koa dia tamin-kafaliana sy tao anatin’ny firahalahiana tokoa no nentina nanatanteraka izany. Iaorana manokana i Tonton […]