Uncategorized

1117 of 17 items

Editorialy aprily 2019 Hazöny ny famonjen’ny Tompo

by Njaka Ramanandafy

Hits: 203EDITORIALY Faly misaotra an’Andriamanitra isika noho ity volana aprily 2019 nomeny antsika ity indray.  “Hazöny ny famonjen’ny Tompo” Mila hazonina ny famonjena nomena antsika maimaim-poana fa sao sanatria votsotra indray. Ary indreto misy fomba tsotra vitsivitsy hihazonana izany famonjena izany. Ataovy matanjaka ny finoanao raha tianao ny hihazona ny famonjena satria tsy maintsy mino […]

06 mey 2018 : Fanokanana Diakona teto amin’ny FJKM Québec

by Bako Raveloson

Hits: 311Tontosa soa aman-tsara ny alahady 6 may 2018 lasa teo, teto anivon’ny fiangonana FJKM Québec, ny fanokanana ireo Diakona mianadahy. Miisa ho 12 zany zao ny isan’ny Diakona eto amin’ny FJKM Québec. Mirary azy ireo ahatontosa ny adidy napetraky ny Tompo eo aminy isika ary mitrotro azy ireo am-bavaka. ” Miorena tsara, aza miova, […]

Hafatra kely

by Njaka Ramanandafy

Hits: 132Miarahaba, Raha sendra misy ny tsy fahatomombanana ara-teknika na fahadisoana tsipelina eny anelanelan’ireo pejy samihafa dia aza misalasala manoratra amin’ny Administrateur ny site web. Raha misy ihany koa ny soso-kevitra sy fanatsarana dia misokatra ho antsika rehetra ny varavarana fandraisana azy ireny. Farany sady lehibe indrindra dia isaorana ianao mitondra am-bavaka ny fanamboarana sy ny […]

26 Oktobra 2016 – Hafatry ny Foibe FJKM

by Njaka Ramanandafy

Hits: 114Hafatry ny Mpiandraikitra FOIBE   (MF01/SLXVIII)19 – 26 Oktobra 2016 – CFD Ampandrana « Koa aza menatra ny ho vavolombelon’ny Tompontsika » (II Tim.1/8a) Ry havana, Ho aminareo anie ny fahasoavana sy ny fiadanana avy amin’Andriamanitra Raintsika sy Jesoa Kristy Tompo. Ny Filoha sy ny Mpiandraikitra Foibe FJKM, izay nanatanteraka ny fivoriany ara-potoana voalohany […]

Popups Powered By : XYZScripts.com