Martsa 2020. Miverena amin’ny Tomponao.
Hits: 355EDITORIALY Ry havana malala! Ho aminao anie ny fiadanan’ny Tompo Jesoa “Miverena amin’ny Tompo Andriamanitrao” Lohahevitra vaovao indray no hitaomana antsika Fiangonana amin’ity volana martsa ity. Hiditra ny vanim-potoanan’ny Karemy rahateo isika izao ka ampirisihina mba handini-tena sy hanamasina ny fiainantsika. Koa miantso antsika mba hiverina amin’ny Tompo ny lohahevitra eto. Izy Tompo Andriamanitra […]