3 martsa 2018
Hits: 12Mibebaha eo anatrehan’ny Tompo Manavaka ny mpaminany marina sy sandoka ny Tompo ary manome fitarihana antsika fa Andriamanitra no tokony hohenoina sy handraisana fanolorantsaina . Tsy manafina ny marina tokony hambara ny mpaminany marina ary tsy manova izay hanirahana azy na zavatra tsy mahafaly ny olona aza izany indraindray . Matio 4.12-17 Soratra masina […]