22 Septambra 2020
Hits: 48 Mofonaina Ny fahatahorana an’i Jehovah OHABOLANA 15 : 29-3315:29 Jehovah dia lavitra ny ratsy fanahy; fa ny fivavaky ny marina no henoiny. 15:30 Ny tarehy miramirana mahafaly ny fo; ary ny filazan-tsoa mamelombelona ny taolana. 15:31 Ny sofina izay mihaino anatra mahavelona dia miara-mitoetra amin’ny hendry. 15:32 Izay manda anatra dia manary tena; […]