Vondrom-bavaka

Hits: 1481

Vondrom-bavaka

Na aiza na aiza hiangonan’ny olona roa na telo dia eo afovoany aho  (Mat. 18.20)

Ny sampana Fifohazana (SaFif) no mikarakara ny vondrom-bavaka. 

Fiaraha-mivavaka ataona kristiana vitsivitsy ary misy tokantrano mandray. 

  • Fiaraha-mivavaka;
  • Fiaraha-mianatra Soratra Masina;
  • Fijoroana vavolombelona;
  • Fitrotroana am-bavaka ny tsirairay;
  • Fanomanam-panahy ho an’ireo Mpiandry.

Ny olona rehetra dia afaka manatrika ny vondrom-bavaka. 

Isaky ny zoma hariva alohan’ny alahady faharoan’ny volana no fotoanan’ny vondrom-bavaka.

Ny toerana hanatanterahana izany dia miovaova hatrany, ka entanina ianao hanaraka ny vaovao eto.

Fangataham-bavaka manokana