Hits: 2516
Eto no ahitanao ireo toriteny sy fampianarana samihafa ahafahanao mitombo fahalalana ao amin’i Kristy Tompo.
Isaky ny zoma alohan’ny alahady faharoan’ny volana ary mitety tokantrano samihafa.
Tanterahina isan-taona, iarahana amin’ireo fiangonana FJKM eto Canada (journée des patriotes et action de grâce).
Fanofanana sy ny fampianarana azonao arahina eto amin’ny FJKM Québec : batisa, katekomena, mariazy, Sefala.