Febroary 2020 – Mahatoky ny Tenin’ny Tompo.

Hits: 425

Faly misaotra an’Andriamanitra isika noho ity volana vaovao nomeny antsika amin’ity taona 2020 ity.

 “Mahatoky ny Teny vavolombelon’ny Tompo”

Izany indray no lohahevitra banjinintsika amin’ity volana febroary ity. Ireto misy hevitra vitsivitsy hifampizaràna amintsika ambaran’izany.

Mahatoky ny tenin’ny Tompo:

Ny Teny vavolombelon’ny Tompo dia:

Koa inoana fa hifikitra amin’ny Tenin’ny Tompo isika manomboka izao ary hiara-miaina Aminy hatrany mba ho azo antoka ny làlantsika amin’ity volana vaovao nomeny antsika ity.

“Fanilon’ny tongotro sy fanazavana ny làlako ny teninao Andriamanitra ô” Sal 119: 105.

Dia manonona ny fidanan’I Jesoa Kristy ho antsika rehetra.

Ny Mpitandrina