Fiarahabana Paska 2019 20 avril 2019 by Bako Raveloson Hits: 448 Ny Mpitandrina mivady sy ny FJKM Québec dia faly miarahaba antsika rehetra noho izao PASKA 2019 izao. “Fa voavono Kristy, Paska ho antsika” I Kor. 5: 7.