Hits: 143

Misaotra ny Tompo fa tontosa soa aman-tsara ny sortie glissade izay niarahana tamin’ny Sampana Sekoly Alahady ny Sabotsy 2 Febroary 2019 lasa teo. Hafaliana tokoa moa izany fiarahanay izany … Ireo ny sary mitantara izany !