“Aza matahotra; fa, indro, milaza teny soa mahafaly aminareo aho, dia fifaliana lehibe izay ho an’ny olona rehetra” Lioka 2: 10
Ny Mpitandrina mivady sy ny FJKM Québec dia faly miarahaba antsika rehetra noho izao KRISMASY 2018 izao.
Mba hitoetra ao amintsika tokoa anie Ilay IMANOELA, Andriamanitra monina amintsika ka hanome fifaliana sy fitahiana ary fahasoavana ho antsika rehetra. Mirary fety sambatra ho antsika rehetra.
« Fa mpamonjy no teraka ho anareo anio … dia Kristy Tompo » Lioka 2: 11