Hits: 67

Nandray anjara sy nanatrika ny fanompoampivavahana fanaon’ny tompon-trano (Eglise Presbyterienne St-Andrew’s) isaky ny Advento ny Antoko Mpihira eto amin’ny FJKM Québec.

Tao anatin’ny Lesons and Carols dia namaky ny filazantsara tamin’ny teny malagasy isika no nanatanteraka hira tao anatin’ny fitafiana tena malagasy.