Sabotsy 15 desambra 2018-Dinik’asa Alimanaka 2019 17 décembre 2018 by Njaka Ramanandafy Hits: 360 Natao ny sabotsy 15 desambra 2018 tontolo andro ny fandinihana ny alimanaka sy ny tetibolan’ny fioangonana ho an’ny taona 2019.VINAN’NY FIANGONANA 2019 : mitombo amin’ny FINOANA sy ny ASA