13 mey 2018 : Fananganana ny SLK teto amin’ny FJKM Québec

Hits: 674

Tontosa soa aman-tsara, ny alahady 13 may teo, ny fanokanana ny Sampana lehilahy kristiana (SLK) teto anivon’ny FJKM Québec. 

 

 

Ka ho lehilahy lehibe, mahatratra ny ohatry ny halehiben’ny fahafenoan’i Kristy” (Efes. 4 :13)