Hits: 372

Soa ny fiarahantsika !

Tanteraka soa aman-tsara ny Asabotsy 17 Febroary teo ny fivoahana “Glissade” niaraka tamin’ny Sekoly Alahady … 

Tsara be ny andro, teo amin’ny -5 degrés teo “fotsiny” … Faly daholo na ny lehibe na ny kely.

Amin’ny herintaona indray ô !